|
|
|
|

Teny iditra1  tsy tia zava-boribory
Singan-teny  2  tsy, tia, zavatra, boribory
Sokajin-teny  3  kambanteny
Ohatra  4  "Leomboanana omaly, ka tsy tia zava-boribory intsony anefa", ary tsy azo inoana fa ho tanteraka marina izany fampanantenana izany. [4.27]

Nohavaozina tamin' ny 2024/08/13